plt_tn/neh/12/08.md

375 B

Jesoa, Binoy, Kadmiela, Serebia, Joda, ary Matania, Bakbokia, Ono

Ireo dia anaran-ehilahy.

nijoro nanandrify azy ireo nandritra ny asa fanompoana.

Ireto avy ny azo andikana azy 1) izany dia nandritra ny asa fanompoana ary nisy vondrom-pihira na mpanompo hafa, na 2) niandry ny tempoly tamin'ny fotoana samihafa ireo vondrona ireo, na "nifandimby niandry ny tempoly".