plt_tn/neh/09/32.md

588 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Amin'ity andininy ity, ireo Levita dia manohy midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.

aoka tsy ho kely Aminao izao zava-tsarotra rehetra izay nihatra taminay ... mandrak'androany

Azo atao ny mizara izany ho lasa fehezanteny roa. "aoka tsy ho kely Aminao izao zava-tsarotra izao. Ny zava-tsarotra izay nihatra taminay ... mandrak'androany"

zava-tsarotra ... izay nihatra taminay izao zava-tsarotra rehetra

Ny andian-teny hoe "nihatra taminay" eto dia miresaka ireo zava-dratsy izay nitranga toy ny olona izay mahatonga fanimbana.