plt_tn/neh/09/14.md

230 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Amin'ity andininy ity, ireo Levita manohy dia midera an'i Yaveh teo anatrehan'ny vahoakan'Israely.

ireo didy, sy fitsipika, ary lalàna

Ireo teny telo ireo dia manondro ny lalàn'i Mosesy.