plt_tn/neh/09/05.md

918 B

Ary ireo Levita ... nanao hoe: "Mitsangàna ary miderà an'i Yaveh Andriamanitrareo mandrakizay doria."

Eto ireo Levita dia miresaka amin'ny vahoakan'Israely.

miderà an'i Yaveh

"misaotra an'Yaveh"

Jesoa, sy Kadmiela, Bany, Hasbania, Serebia, Hodia, Sebania

anaran-dehilahy ireo. Adikao toy ny tao amin'ny 9:3.

Hasbania, Serebia, Hodia, Sebania, ary Petahia

anaran-dehilahy ireo

Hisaotra ny anaranao be voninahitra anie izy ireo

niresaka tamin'i Yaveh ireo Levita. "Hidera ny anaranao be voninahitra anie ny vahoakan'ny Joda, ry Yaveh"

ny lanitra avo indrindra, mbamin'ny miaramilany rehetra ... ny miaramilan'ny lanitra manompo Anao

ny "miaramilan'ny lanitra" dia sarinteny nentina ilazana ireo kintana maro be ho toy ny tafika. Ireo kintana ihany koa dia sarinteny manondro ireo anjely maro be. Ny "hanompo an'i Yaveh ireo kintana" dia sarinteny hilazana hoe hanompo an'i Yaveh ireo anjely.