plt_tn/neh/08/04.md

20 lines
544 B
Markdown

# Matitia, Sema, Anaia, Oria, Hilkia, ary Mahasela; ary i Pedaia, Misaela, Malkia, Hasoma, Hasbadana, Zakaria, ary Mesolama
Ireo rehetra ireo dia anaran-dehilahy.
# Nosokafan'i Ezra teo imason'ny olona rehetra ny boky
DH: "Hitan'ny olona rehetra i Ezra nanokatra ilay boky"
# nitondra ny lalàna
"nitondra ny bokin'ny lalàna"
# nijoro ambony noho ireo olona izy
"Izy dia nijoro tamin'ny toerana avo noho ireo olona"
# rehefa nosokafany izany dia nitsangana avokoa ny olona
Nitsangana ny olona ho mari-panajana ny tenin'Andriamanitra.