plt_tn/neh/06/10.md

720 B

Semaia ... Delaia ... Mehetabela

Ireo dia anaran-dehilahy.

izay tsy afa-nihetsika tao an-tranony

Ny mpanoratra dia tsy nanome ny antony amin'ny tsy nahafahany nietsika, koa tsara raha lazaina fa nijanona tao an-tranony izy. DH: "izay nodidian'ireo manam-pahefana hijanona tao an-tranony"

Lehilahy tahaka ahy ve no andeha handositra? Hiditra ao an-tempoly mba hahazoany manavotra ny ainy ve ny lehilahy tahaka ahy?

Nampiasa ireo fanontaniana fampisainana ireo i Nehemia mba hanamafisana fa tsy hanao izay notenenin'i Semaia izy. Ireo fanontaniana ireo dia azo avadika ho fanambara. DH: "Ny lehilahy tahaka ahy dia tsy mandositra. Ary ny lehilahy tahaka ahy dia tsy andeha hiafina ao an-tempoly mba ho velona."