plt_tn/neh/06/05.md

20 lines
713 B
Markdown

# fanindiminy
"in-5"
# taratasy misokatra
Ilay taratasy dia taratasy diplomatika tsy misy fitombokase izay natao hifandraisana. Izany dia faniratsirana ilay andefasana satria azon'ilay mpitondra hafatra vakiana izany ary haparitaka amin'ny olona eo amin'ilay faritra.
# teny an-tanany
Midika izany fa efa teny an-tanany ilay taratasy saingy tsy voatery nolanjainy teny an-tanany foana izany. DH: "teny am-pelatanany"
# Voatatitra eo amin'ireo firenena izao
DH: "Ny tsaho eo amin'ilay faritra dia."
# mitetika ny hikomy
Midika izany fa izy ireo dia nikomy hanohitra an'i Arteksersesy mpanjakan'i Persa, izay nampahory ireo Jiosy tamin'io fotoana io. DH: "dia mikasa ny hikomy hanohitra an'i Arteksersesy"