plt_tn/neh/06/01.md

462 B

Sanbala, Tobia, ary Gasema

Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 2:9.

fa nanamboatra ny manda indray aho ... dia tsy mbola

Nanara-maso ny fananganana ilay manda i Nehemia. Tsy nantsangan'ny tenany irery izany. DH: "mila mamerina manangana ilay manda isika ... mbola tsy"

faritra

Io dia manondro ireo faritr'ilay manda. DH: "ireo faritr'ilay manda izay nitriatra" na "izay banga teo amin'ilay manda"

Ono

Izany no anaran'ilay toerana.