plt_tn/neh/05/14.md

946 B

tamin'ny fotoana izay nanendrena ahy

Eto ny "Ahy" dia manondro an'i Nehemia.

nanomboka tamin'ny taona faharoapolo ka hatramin'ny taona faharoa amby telopolo

taona faharoa - "nanomboka tamin'ny taona faha-20 hatramin'ny 32 taona

Artaksersesy mpanjaka

"naha mpanjaka an'i Artaksersesy"

roa ambin'ny folo taona izay

"12 taona" na "nandritra ny 12 taona." Naverin'i Nehemia dia namerina ny isan'ny taona mba hanamafisana fa nanao izany foana izy nandritra ny fotoana naha governora.

sakafo nomena ho an'ny governora

DH: "nihinana ny sakafo izay nomen'ny olona ho an'ny governora"

ireo governora fahiny

"ireo governora teo aloha." Tsy i Nehemia no governora voalohan'i Joda.

sekely volafotsy efapolo

"40 sekely"

Fa tsy nanao izany aho nohon'ny fahatahorako an'Andriamanitra

"Fa nohon'ny fahatahorako an'Andriamanitra dia tsy naka ilay sakafo aho" na "Fa tsy naka tamin'ilay sakafo aho satria natahotra an'Andriamanitra"