plt_tn/neh/05/01.md

12 lines
505 B
Markdown

# Ary ireo lehilahy sy ny vadin'izy ireo dia nanao fitarainana lehibe hanohitra ireo Jiosy namany
Hatramin'ny niasan'izy ireo teo amin'ilay manda dia tsy nanana fotoana firy hividianana sy hambolena sakafo ho an'ireo fianakavian'izy ireo ireo mpiasa. Afaka hazavaina ny hevin'io fanambarana io.
# ireo lehilahy sy ny vadin'izy ireo
Io dia manondro ireo lehilahy izay niasa nanangana ilay manda.
# nanao fitarainana lehibe
Ny teny hoe "fitarainana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "nitaraina mafy"