plt_tn/neh/04/17.md

4 lines
304 B
Markdown

# Niasa tamin'ny tanana iray avy ny olona rehetra, ary tamin'ny tanana ilany no nitànan'izy ireo ny fiadiany
Izany dia fanitarana. Izy ireo dia tsy miasa amin'ny tanan-kila ihany, fa izy ireo dia miaraka amin'ny fitaovam-piadin'izy ireo foana mba hiarovana ny tenan'izy ireo sy ny manodidina azy ireo.