plt_tn/neh/02/19.md

741 B

Sanbala ... Tobia

Ireo dia anaran-dehilahy. Hadikao toy ny tao amin'ny 2.9

Gesema

Izany dia anaran-dehilahy.

"Inona ity ataonareo? Mikomy hanohitra ny mpanjaka ve ianareo?

Ireo dia fanontaniana fampisainana izay nampiasasaina mba hanesoana an'i Nehemia. Ireo dia azo avadika ho fanambarana. DH: "Manao fihetsika tsy amim-piheverana ianareo! Ianareo dia tsy tokony hikomy hanohitra ny mpanjaka!"

ny mpanjaka

Io dia manondro an'i Arteksersesy, mpanjakan'ny Persa.

hitsangana sy hanorina

Izany dia fomba fiteny. DH: "hamerina hanangana"

Kanefa ianareo tsy manana anjara, na rariny, ary fifandraisana amin'ny tantara ao Jerosalema

"Fa ianao dia tsy manana anjara ara-dalàna, na fahazoan-dalana masina tamin'i Jerosalema"