plt_tn/neh/02/09.md

236 B

Sanbala Horonita sy Tobia

Sanbala no anaran'ilay lehilahy, ary ny Horonita dia vondron'olona.

Tobia Amonita mpanompo

Io lehilahy io dia andevo afaka izay lasa manam-boninahitra tao Amona.

ren' ... izany

"nandre fa tonga aho"