plt_tn/neh/01/06.md

731 B

sokafy ny masonao

Nehemia dia miresaka an'Andriamanitra toy ny hoe mihaino azy raha izy mivavaka iny ka hanokatra ny masony any aminy Andriamanitra ka hijery azy. DH: "jereo aho" na "mifantoha amiko"

mba handrenesanao ny vavaky ny mpanomponao

"mba hahenonao ny vavaka izay ataoko, izaho mpanomponao". Ny teny hoe "mpanompo" dia manondro an'i Nehemia. Toy izany ny firesaky ny olona amin'ny lehibeny mba ampisehoana fanajana sy fanetre-tena.

andro aman'alina

Izany dia ampisehoana fa mivavaka izy mandritry ny atoandro ary mandritry ny alina, nanamafy ny fivavahany matetika i Nehemia. DH: "foana foana"

Izaho sy ny ankohonan'draiko

Eto ny teny "ankohonana" dia midika hoe fianakaviana. DH: izaho sy ny fianakaviako"