plt_tn/nam/03/14.md

674 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Nahoma dia milaza amin'ny vahoakan'i Ninive ho toy ny tanànany izy ireo.

Handevona anao tahaka ny fandevonan'ny valala ny zava-drehetra izany

Hanimba toy ny valala handevona ny zavatra amin'ny hitsiny izy.

Izany

ny "afo" sy "sabatra"

Ataovy maro an'isa tahaka ireo valala vao ny tenanareo, dia ho maro tahaka ireo valala

valala maro - "Mampitombo ny tenanareo tahaka ny valala vao! Ampitomboy tahaka ny valala lehibe ny tenanareo!" Mety fanomboana andalan-teny vaovao ireto teny ireto.

Ataovy maro an'isa tahaka ireo valala vao ny tenanareo

Te ho lasa tanàn-dehibe amin'ny vahoaka maro sy hanimba tany maro izy ireo.