plt_tn/nam/03/01.md

9 lines
296 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Manohy ny fanoritsoritana ny faharavan'i Ninive amin'ny Hay Kanto izay nanomboka tamin'ny 1:1 i Nahoma.
# ny tanàna feno rà
Namono olona maro ireo miaramilan'i Ninive.
Azo andikana azy ny hoe: "tanàna tompon'andraikitra amin'ireo famonoana olona maro"