plt_tn/mrk/15/39.md

940 B

kapiteny

kapiteny izay miandraikitra ireo miaramila namantsika an'i Jesosy tamin'ny hazofijaliana.

fa maty tamin'izany fomba izany Izy

"ny fomba nahafatesan'i Jesosy"

Zanak'Andriamanitra

Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy.

nijery teny lavitra teny

"nijery avy lavitra"

Jakoba zandriny

Natao hoe Jakoba zandriny izy mba hanavahana azy amin'ilay lehilahy hafa antsoina hoe Jakoba.

Josesy

Tsy ilay Josesy rahalahin'i Jesosy io.

Salome

Anaran'ilay vehivavy.

Tamin'Izy tany Galilia dia nanaraka Azy ... taminy tany Jerosalema

"Tamin'i Jesosy tao Galilia ireo vehivavy ireo dia nanaraka Azy ... niaraka taminy tany Jerosalema." Io dia fampahafantarana fohifohy momba ilay vehivavy izay nijery ny famantsihana teny alavitra.

niara-niakatra taminy tany Jerosalema

Jerosalema dia avo kokoa nohon'ny ankamaroan'ny toerana ao Israely, ka tsy mahagaga raha miresaka hoe hiakatra sy hidina any Jerosalema ny olona.