plt_tn/mrk/15/09.md

720 B

Satria fantany fa fialonana no nanoloran'ny lohan'ny mpisorona an'i Jesosy taminy

Io dia fampahafantarana manodidina ny antony nanolorana an'i Jesosy tamin'i Pilato.

fialonana no nanoloran'ny lohan'ny mpisorona an'i Jesosy taminy

Nialona an'i Jesosy izy ireo, mety hoe satria maro ny olona nanaraka Azy sy tonga mpianany. DH: "ireo lohandohan'ny mpisorona dia nialona an'i Jesosy. Izany no antony nahatonga azy ireo" na "ireo lohandohan'ny mpisorona dia nialona ny lazan'i Jesosy teo amin'ny vahoaka. Izany no antony nahatonga azy ireo"

nanentana ny vahoaka

Ny mpanoratra dia miresaka momba ny lohandohan'ny mpisorona manentana ny vahoaka.

havotsotra

"tokony ho Barabasy kosa no havotsotra fa tsy Jesosy"