plt_tn/mrk/15/06.md

998 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Pilato, nanantena fa hisafidy an'i Jesosy ny vahoaka, dia nanolo-kevitra hamoaka gadra iray, kanefa Barabasy no nangatahan'ireo vahoaka.

Ary

Io teny io dia ampiasaina eto mba hanamarihana fiatoana kely amin'ny fizotran'ny tantara raha hamadika ny tantara ho any amin'i Pilato ny mpanoratra hilaza fampahafantarana momba ny fombafomban'i Pilato amin'ny famoahana gadra iray amin'ny fety sy momba an'i Barabasy.

Niaraka tamin'ireo mpikomy tao am-ponja, teo amin'ireo mpamono olona izay voatazona nohon'ny fandraisan'izy ireo anjara tamin'ny fikomiana, dia nisy lehilahy iray antsoina hoe Barabasy

"Tamin'io fotoana io dia nisy lehilahy iray antsoina hoe: Barabasy, izay nigadra niaraka tamin'ny lehilahy hafa. Nanao vono olona izy ireo rehefa niady tamin'ny governemanta Romana"

hanao ho azy ireo araka ny fanaony tany aloha

Izany dia maneho an'i Pilato manafaka gadra amin'ny andro fety. DH: "hanafaka gadra iray ho azy ireo toy izay fanaony taloha"