plt_tn/mrk/14/63.md

28 lines
920 B
Markdown

# nandrovitra ny fitafiany
Ny mpisoronabe nandrovitra am-panahiniana ireo fitafiany mba hampisehoana ny hatezerany sy horohorony amin'izay nolazain'i Jesosy. DH: "nandrovitra ireo akanjony tamim-pahatezerana"
# Mbola mila vavolombelona ihany va isika?
Afaka atao hoe: "Tsy mila olona hafa hiampanga an'io lehilahy io intsony isika!"
# Efa renareo ny fitenenan-dratsy
Izany dia maneho izay nolazain'i Jesosy, izay antsoin'ny mpisoronabe hoe fitenenan-dratsy. DH: "Efa renareo ny fitenenan-dratsy nolazainy"
# Izy rehetra ... Ny sasany nanomboka
Ireo fehezanteny ireo dia maneho ny olona sasany amin'ireo vahoaka.
# nanarona ny tavany
Nosaronan'izy ireo akanjo na tapi-maso mba tsy ho afaka hahita Izy. DH: "hanaronana ny tavany amin'ny tapi-maso"
# Maminania
Naneso Azy izy ireo, niteny Azy mba haminany hoe iza no namely Azy. DH: "Maminania hoe iza no hamely Anao"
# ireo manam-boninahitra
"ireo mpiambina"