plt_tn/mrk/14/43.md

20 lines
536 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jodasy mamadika an'i Jesosy amin'ny oroka, ary ireo mpianatra rehetra dia nandositra.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny andininy 44 dia manome fampahafantarana fototra momba ny fifanarahan'i Jodasy tamin'ireo Mpitarika Jiosy mba hamadihana an'i Jesosy.
# Ary ilay mpamadika Azy
Maneho an'i Jodasy.
# Izy ilay Izy
Eto ny teny hoe: "ilay izy" dia maneho an'ilay lehilahy izay ho tondroin'i Jodasy. DH: "izy ilay iray izay tadiavinareo"
# ary nanoroka Azy izy
"ary nanoroka Azy Jodasy"