plt_tn/mrk/14/32.md

893 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Rehefa nankany Getsemania tany an-tendrombohitr'Oliva izy ireo, dia nankahery ny telo tamin'ireo mpianany Izy mba tsy hatory mandritran'Izy mivavaka. Indroa Izy no namoha azy ireo, ary ny fanintelony dia niteny azy ireo mba hifoha Izy satria tonga ny fotoan'ny famadihana.

Ary tonga tany amin'ny toerana

Ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho an'i Jesosy sy ireo mpianany.

nanomboka nalahelo

resin'ny alahelo tanteraka

ory tanteraka

Ny teny hoe: "tanteraka" dia maneho an'i Jesosy izay tena ory fanahy tanteraka.

ny Fanahiko

Jesosy dia milaza ny tenany ho "fanahy." DH: "Aho"

toy ny efa ho faty

Jesosy dia tena ory sy nalahelo tanteraka ka nahatsapa toy ny efa ho faty Izy. DH: "tsapako fa efa ho faty Aho"

miambena

Ireo mpianatra dia niambina raha mbola nivavaka Jesosy. Tsy midika akory izany fa mijery an'i Jesosy mivavaka izy ireo.