plt_tn/mrk/14/15.md

292 B

ataovy ny fanomanana rehetra ho antsika

Ao no hanomanan'izy ireo ny sakafo ho an'i Jesosy sy ireo mpianatra amin'ny Paska. DH: "Karakarao ao ny sakafon'ny Paska"

Dia lasa ny mpianatra

"Dia lasa ireo mpianatra roa"

efa nolazainy tamin'izy ireo

"efa nolazain'i Jesosy tamin'izy ireo