plt_tn/mrk/13/17.md

885 B

Mivavaha ianareo mba tsy ho amin'ny ririnina no hitrangan'izany

"Mivavaha ianareo mba tsy ho amin'ny ririnina izany fotoana izany" na "Mivavaha ianareo mba tsy ho amin'ny ririnina no hitranga izany zavatra izany"

izay tsy mbola nisy

"lehibe noho izay efa nisy teo aloha." Izany dia mamaritra fa ho lehibe sy mahatsiravina ny fahoriana izay ho avy.

nafohezin'ny Tompo izany andro izany

Afaka atao hoe: "nafohezin'ny Tompo izany andron'ny fahoriana izany" na "nafohezin'ny Tompo izany fotoan'ny fahoriana izany"

nafohezina

lasa vitsivitsy ireo andron'ny fahoriana.

dia tsy hisy nofo ho voavonjy

Ny teny hoe: "nofo" dia maneho ny olona. Eto ny "voavonjy" dia maneho ny famonjena ara-batana. DH: "tsy hisy ho voavonjy" na DH: "ho faty ny olon-drehetra"

olom-boafidy, izay nofinidiny

Ireo teny roa ireo dia manasongadina fa Andriamanitra no nisafidy ireo olona ireo.