plt_tn/mrk/13/01.md

854 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Raha niala ny faritry ny tempoly izy ireo, dia niteny tamin'ny mpianatra momba izay hiseho ao amin'ny tempoly mahafinaritra izay naorin'i Heroda Lehibe indrindra Jesosy.

ny hatsaran'ny vato sy ny hatsaran'ny rafitra

Ny "vato" dia maneho ny vato izay nanorenana ny trano. DH: "ny hatsaran'ny vato nanorenana ny trano sy ny hatsaran'ny rafitra"

Hitanao va ireto rafitra lehibe ireto? Tsy havela hisy vato iray

Io fanontaniana io dia ampiasaina mba hisarihana ny saina ho any amin'ilay trano. DH: "Jereo io fanorenana lehibe io! Tsy havela hisy vato iray"

Tsy havela hisy vato iray hifanongoa eo ka tsy ho ravana

Izany dia maneho fa ireo miaramila fahavalo dia handrava ireo vato. DH: "Tsy havela hisy vato iray hifanongoa eo ka tsy ho ravana, fa ho avy handrava io fanorenana io ireo miaramila fahavalo"