plt_tn/mrk/12/38.md

925 B

ny fiarahabana azon'izy ireo eny an-tsena

Izany dia midika fa manaja ireo mpanora-dalàna ny olona. DH: "arahabaina am-panajana eny an-tsena" na "fa ny olona dia miarahaba azy ireo am-panajana eny an-tsena"

Mandroba ny tranon'ireo mpitondra tena izy ireo

Eto Jesosy dia mamaritra ny fisolokian'ireo mpanora-dalàna ny mpitondra tena sy mangalatra ny tranon'izy ireo ho "fandevonana" ny tranon'izy ireo. DH: "Izy ireo ihany koa dia mamitaka ireo mpitondra tena mba hahafahan'izy ireo mangalatra ny tranon'izy ireo"

Ireo lehilahy ireo dia handray fanamelohana lehibe kokoa

Afaka atao ihany koa hoe: "Andriamanitra dia hanasazy azy ireo amin'ny fanamelohana lehibe tokoa" na "Andriamanitra hanasazy mafy azy ireo"

handray fanamelohana lehibe kokoa

Ny teny hoe: "lehibe" dia maneho fampitahana. Eto ny fampitahana dia amin'ny olona iray hafa izay voasazy. DH: "handray fanamelohana lehibe kokoa noho ny olon-kafa"