plt_tn/mrk/12/08.md

699 B

Nosamborin'izy ireo izy

"Ireo mpamboly voaloboka nisambotra ilay zanaka"

Koa, inona ary izany izao no ho ataon'ilay tompon'ny tanim-boaloboka?

Jesosy mametraka fanontaniana ary avy eo manome ny valiny mba hampianarana ny olona. DH: "Ka ho teneniko anareo izay ho ataon'ilay tompon'ny tanim-boaloboka."

Koa

Jesosy dia mampiasa io teny io mba hanamarihana fiovana amin'ny fampianarany, raha nahavita niteny ny hevi-dehibe tamin'ny fanoharana Izy.

handringana

"hamono"

hanome ny tanim-boaloboka ho an'ny hafa

Ny teny hoe: "ny hafa"dia maneho an'ireo mpamboly voaloboka hafa izay mikarakara ny tanim-boaloboka. DH: "homeny hokarakarain'ny mpamboly voaloboka hafa ny tanim-boaloboka."