plt_tn/mrk/12/06.md

335 B

zanaka malala

Izany dia maneho ny zanak'ilay tompon-tany. DH: "ny zanany malalany"

ilay mpandova

Inty ilay mpandova an'ilay tompon-tany, izay handova ny tanim-boaloboka rehefa maty ny rainy. DH: "ny mpandova an'ilay tompon-tany"

ny lova

Ireo mpamboly dia manao an'ilay tanim-boaloboka ho "lova." DH: "io tanim-boaloboka io"