plt_tn/mrk/10/43.md

496 B

Fa tsy tokony ho toy izany ny aminareo

Afaka atao ihany koa hoe: "Kanefa aza maka tahaka azy ireo"

maniry ho lehibe

"te-ho hajaina fatratra"

maniry ho voalohany

"te-ho manan-danja indrindra"

Fa ny Zanak'Olona tsy tonga mba ho tompoina

Afaka atao ihany koa hoe: "Fa ny Zanak'Olona dia tsy tonga mba ho tompoin'ny olona"

mba ho tompoina, fa mba hanompo

Afaka ampiana kely ny fehezanteny: "mba ho tompoin'ny olona, fa mba hanompo ny olona"

ho an'ny maro

"ho an'ny olona maro"