plt_tn/mrk/10/05.md

337 B

hamafin'ny fonareo no nanoratany ho anareo

Mosesy nanoratra ny lalàna ho an'ny razambenareo , izay tokony harahin'izy ireo ihany koa ankehitriny. DH: "hamafin'ny fon'ny razambenareo no nanoratany ho anareo io lalàna io"

hamafin'ny fonareo

"ny fanamafisam-ponareo"

Andriamanitra nanao azy ireo

"Andriamanitra nanao ny olona"