plt_tn/mrk/09/42.md

912 B

vato lehibe fikosoham-bary

lehibe, vato boribory ampiasaina mba hikoseham-bary atao lafarinina

Raha ny tananao no mahatonga anao ho tafintohina

Eto ny hoe"tanana" dia hevitra ambadiky ny faniriana te-hanao zavatra feno fahotana amin'ny tananao. DH: "Raha mitady hanao zavatra feno fahotana amin'ny tananao iray ianao"

ny miditra kilemaina any amin'ny fiainana

"kilemaina ary miditra any amin'ny fiainana" na "kilemaina alohan'ny hidirana any amin'ny fiainana"

miditra any amin'ny fiainana

Maty ary avy eo manomboka miaina ny fiainana tsy misy fiafarana no atao hoe miditra any amin'ny fiainana. DH: "miditra any amin'ny fiainana mandrakizay" na "maty ary manomboka miaina ny fiainana mandrakizay"

kilemaina

misy tsy ampy amin'ny vatana nohon'ny fanapahana na naratra. Eto dia tanana no tsy ampy. DH: "tsy misy tanana ilany"

any amin'ny afo tsy mety vonoina

"any amin'ny afo tsy mety maty"