plt_tn/mrk/09/20.md

351 B

fanahy

Maneho ilay fanahy maloto. Jereo izay nandikanao ny tao amin'ny 9:17

nampifanintontsitona

Fotoana tsy hananan'ny olona iray fifehezana ny tenany, ka mangovingovitra mafy ny tenany.

Efa hatramin'ny fahazazany

"Efa hatramin'ny naha-zaza azy." DH: "Izy dia efa tahaka izao hatramin'ny naha-zaza azy"

miantrà

"manàna famindram-po"