plt_tn/mrk/09/09.md

594 B

dia nodidiany mafy izy ireo mba tsy hilaza na amin'iza na amin'iza ... raha tsy efa mitsangana amin'ny maty ny Zanak'olona

Izany dia midika fa mamela azy ireo hiteny amin'ny olona momba izay hitan'izy ireo Izy fa kosa rehefa aorian'ny fitsanganana amin'ny maty ihany.

fitsanganana amin'ny maty

Izany dia midika hoe: "velona indray"

Ary dia nitana izany teny izany ho azy izy ireo

Eto ny teny hoe: "nitana izany ho azy izy ireo" dia fomba fiteny izay midika fa tsy niteny tamin'iza na iza momba izay hitany izy ireo. DH: "Ka tsy niteny izay hitan'izy ireo tamin'iza na iza izy ireo"