plt_tn/mrk/08/14.md

989 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Raha mbola tao an-tsambokely Jesosy sy ireo mpianany, dia niresaka momba ny tsy fahampian'ny fahalalana eo amin'ireo Fariseo sy Heroda, na dia nahita famantarana maro aza izy ireo.

Ary

Io teny io dia ampiasaina mba hanamarika fiatoana kely amin'ny fizotran'ny tantara. Eto ny mpanoratra dia miteny fampahafantarana manodidina ny fanadinoan'ireo mpianatra ny fitondrana ny mofo.

mihoatra ny mofo iray

Ny teny hoe "mihoatra" dia ampiasaina mba hanasongadinana ny hakelin'ny mofo izay hananan'izy ireo. DH: "mofo iray fotsiny"

Miambena ary mitandrema

Ireo teny roa ireo dia manana dika mitovy. Afaka atambatra ho iray ireo DH: "Mitandrema"

masirasiran'ireo Fariseo sy ny masirasiran'i Heroda

Eto Jesosy dia miteny filaza masaka izay tsy azon'ireo mpianany. Jesosy dia mampitaha ny fampianaran'ny Fariseo sy Heroda amin'ny lalivay, fa ianareo tsy tokony hanazava izany rehefa mandika azy satria na ireo mpianatra aza tsy nahatakatra izany.