plt_tn/mrk/07/27.md

571 B

Aoka homen-kanina aloha ny zaza. Satria tsy mety ... manipy azy ho an'ny amboa

Eto Jesosy dia miteny momba ireo Jiosy tahaka ny hoe ankizy izy ireo ary ireo Jentilisa tahaka ny amboa. DH: "Aoka ny zanak'Israely ho fahanana voalohany. Satria tsy mety ny maka ny mofon'ny ankizy ary manipy izany ho an'ireo Jentilisa, izay tahaka ny amboa"

Aoka homen-kanina aloha ny zaza

Afaka atao hoe: "Tsy maintsy fahanantsika aloha ny zanak'Israely"

mofo

Maneho ny sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "sakafo"

amboa

Izany dia maneho amboa kely izay biby fiompy any an-trano.