forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.3 KiB
Markdown
28 lines
1.3 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Ireo mpianatra dia mbola tsy mahatakatra izay vao notenenin'i Jesosy tamin'ireo mpanora-dalàna, ireo Fariseo, ary ireo vahoaka. Jesosy dia manazava tsara izay tiany tenenina amin'izy ireo.
|
|
|
|
# Ary
|
|
|
|
Io teny io dia ampiasaina mba hanamarihana ny fiatoana kely eo amin'ny fizotran'ny tantara. Jesosy dia eo amin'ny vahoaka ankehitriny, ao anaty trano miaraka amin'ireo mpianany.
|
|
|
|
# Ianareo koa ve mbola tsy manana fahalalana?
|
|
|
|
Jesosy dia mampiasa io fanontaniana io mba hanehoana ny fahadisoam-panantenany izay tsy fantatr'izy ireo. Afaka atao ihany koa hoe: "Taorian'ny nitenenako sy nanaovako, dia tiako hahatakatra ianareo."
|
|
|
|
# Tsy hitanareo ve fa izay rehetra miditra ao ... amin'ny fivoahana?
|
|
|
|
Io fanontaniana io dia ampiasain'i Jesosy mba hampianarana an'ireo mpianany zavatra izay efa tokony ho fantatr'izy ireo. Afaka atao ihany koa hoe: " Izay rehetra miditra ... fivoahana."
|
|
|
|
# satria izany
|
|
|
|
Eto ny hoe: "izany" dia maneho izay ao anatin'ny olona iray; izany hoe; izay hohanin'ny olona iray.
|
|
|
|
# nahatonga ny hanina i Jesosy
|
|
|
|
"Jesosy nanao ny hanina ho"
|
|
|
|
# ny hanina rehetra ho madio
|
|
|
|
Tsara raha hazavaina kokoa izany: "nampadio ny hanina rehetra, izay midika fa afaka mihinana ny sakafo rehetra ny olona ary tsy raisin'Andriamanitra ho maloto ny fihinanana azy"
|