plt_tn/mrk/06/35.md

207 B

Ary rehefa hariva ny andro

Izany dia midika fa efa hanomboka ho maizina ny andro. DH: "Harivariva maizimaizina"

Toerana foana

Toerana izay tsy misy olona. Jereo ny dikan-teny nataonao ao amin'ny 6:30