plt_tn/mrk/06/26.md

341 B

nohon'ny fianianana nataony sy noho ireo vahininy nasaina tamin'ny fisakafoana

Ny fifandraisan'ireo dia afaka atao hoe: "nohon'ny nandrenesan'ny vahininy nasainy tamin'ny fisakafoana ny fianianany fa hanome azy ny zavatra rehetra nangatahiny izy"

eo ambony lovia

"eo ambony lovia fihinanana"

ireo mpianany

"Ireo mpianatr'i Jaona"