plt_tn/mrk/06/07.md

734 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Nozarain'i Jesosy vondrona roa ireo mpianany ary nalefany hitory sy hanasitrana.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny UDB dia mampiasa ny andininy mba hampifandraisana ny andininy 8 sy 9 mba hampazava tsara ny famakiana ireo fampianarana ataon'i Jesosy.

niantso ireo roa ambin'ny folo lahy Izy

Eto ny teny hoe: "niantso" dia midika fa voaantso hankeny aminy ireo roa ambin'ny folo lahy.

na mofo

Eto ny teny hoe: "mofo" dia misolo toerana ny sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "tsy misy sakafo"

na vola amin'ny fehin-kibon'izy ireo

Amin'izany fomban-drazana izany, ny lehilahy dia mitondra ireo volany mihantona eo amin'ny fehin-kibony. DH: "tsy misy vola ao amin'ny kitapom-bolany"