plt_tn/mrk/05/41.md

615 B

Talita, Komy

Io dia fehezanteny Aramaika, izay tenenin'i Jesosy an'ilay zazavavy kely amin'ny fitenin-drazany. Soraty amin'ny abidian'ny faritra misy anao ireo teny ireo.

roa ambin'ny folo taona izy

"12 taona izy"

Noraràny mafy izy ireo mba tsy hisy hahafantatra ny momba izao

Afaka atao teny baiko izany: "Tsy misy tokony hahafantatra momba izany!" na "Aza miteny na amin'iza na amin'iza momba izay nataoko!"

Noraràny mafy izy ireo

"Nandrara mafy azy ireo Izy"

Avy eo dia nasainy nomena hanina razazavavy

Afaka atao teny baiko izany: "Ary hoy Izy tamin'izy ireo: 'Omeo zavatra hohanina izy."'