plt_tn/mrk/05/18.md

627 B

lehilahy nitoeran'ny demonia

nitoeran'ny demonia- Na dia tsy nitoeran'ny demonia intsony aza ilay lehilahy, dia mbola nofaritana tahaka izany ihany. DH: "ilay lehilahy izay nitoeran'ny demonia"

Saingy tsy namela azy Izy

Ny zavatra tsy navelan'i Jesosy hataon'ilay lehilahy dia afaka soratana mazava tsara hoe: "Fa tsy navelan'i Jesosy hiaraka amin'izy ireo izy"

Dekapolisy

Anarana faritra izay midika tanàn-dehibe Folo. Ao an-tsimon-dranomasin'i Galilia.

talanjona ny rehetra

Manampy be ny filazana hoe naninona ny vahoaka no talanjona. DH: "ny olon-drehetra nandre izay nolazain'ilay lehilahy dia gaga avokoa"