plt_tn/mrk/05/09.md

425 B

Ary Izy nanontany azy hoe

"Ary Jesosy nanontany an'ilay fanahy maloto"

Ka novaliany hoe: "Legiona no anarako, satria marobe izahay."

Fanahy iray no misolo tena fanahy maro eto. Miteny ho an'izy ireo izy tahaka ny hoe legiona iray izy ireo, ny andiana miaramila Romana dia eo ho eo amin'ny 6000 eo. DH: "Ary ilay fanahy niteny taminy hoe: 'Antsoy ho andiana miaramila izahay, satria maro aminay no ao anatin'ny olona"'