plt_tn/mrk/04/35.md

459 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Raha niantsambo Jesosy sy ireo mpianany mba hitsoaka ny vahoaka, dia nisy tafiotra lehibe. Ireo mpianany dia natahotra rehefa nahita fa na dia ny rivotra sy ny ranomasina aza dia mankato an'i Jesosy.

hoy Izy tamin'izy ireo

"Hoy Jesosy tamin'ireo mpianany"

ery am-pita

"am-pitan'ny ranomasin'i Galilia" na "am-pitan'ny ranomasina"

efa saika feno ny sambokely

Mazava kokoa raha hoe: "efa feno rano ny sambokely"