plt_tn/mrk/04/24.md

653 B

Hoy Izy tamin'izy ireo

"Jesosy niteny tamin'ireo vahoaka"

fa arakaraky ny ohatra anoharanareo ihany

Ny mety ho dikany hafa: 1) Jesosy dia miresaka momba ny ohatra ara-bakiteny sy manome an-tsitrapo ny hafa. 2) io dia sarin-teny izay hiresahan'i Jesosy ny "fahalalana" tahaka ny hoe "fanoharana"

no anoharana anareo, ary ho ampiana aminareo

Afaka atao hoe: "Andriamanitra dia hanao ohatra anao, ary ho ampiany aminao izany."

dia homena betsaka kokoa izy ... na izay ananany aza hesorina aminy

DH: "homen'Andriamanitra betsaka izy ... hesorin'Andriamanitra aminy" na "Andriamanitra hanome bebe kokoa azy ... Andriamanitra hanaisotra aminy"