plt_tn/mrk/04/10.md

1.0 KiB

Rehefa irery Jesosy

Izany dia tsy midika fa tena irery Jesosy; fa ; lasa ireo vahoaka ary Jesosy irery no niaraka tamin'ireo roa ambin'ny folo sy ireo mpanara-dia sasany akaiky Azy.

Ho anareo no nanomezana

Afaka atao hoe: "Andriamanitra nanome anareo" na "Izaho nanome anareo"

ho an'ireo izay any ivelany

"fa ho an'ireo izay tsy miaraka aminareo eto." Izany dia maneho ny olona rehetra izay tsy niaraka tamin'ireo roa ambin'ny folo na ireo hafa akaiky an'i Jesosy.

fanoharana avokoa

Afaka lazaina fa i Jesosy no nanome fanoharana an'ireo olona. DH: "Nataoko fanoharana avokoa izay nolazaiko"

hijeren'izy ireo ... hihainoan'izy ireo

Jesosy dia fantatra fa miresaka momba ireo olona mijery izay asehony azy ireo sy mihaino izay lazainy azy ireo. DH: "rehefa nijery izay nataoko izy ireo ... rehefa nihaino izay lazaiko izy ireo"

mijery izy ireo, fa tsy mahita

Jesosy dia miresaka momba ny fahazoan'ireo olona izay hitany rehefa mijery izy ireo. DH: "izy ireo dia mijery fa tsy mahafantatra"

hiodina

Miala amin'ny ota.