plt_tn/mrk/03/31.md

269 B

rahalahy

Maneho an'ireo rahalahin'i Jesosy.

Nandefa olona nampahafantatra Azy izy ireo, ka nampiantso Azy

"Nandefa olona iray nankao anatiny izy ireo mba hiteny Aminy fa ao ivelany izy ireo ary miandry azy hivoaka".

mitady anao izy ireo

"mila anao izy ireo"