plt_tn/mrk/03/26.md

12 lines
448 B
Markdown

# Raha nitsangana nanohitra ny tenany Satana ary nisaraka
Ny teny hoe: "tenany" dia mpisolo tena maneho an'i Satana, ary teny tsy ara-bakitenin'ireo fanahy ratsiny. DH: "Raha i Satana sy ireo fanahiny no miady" na "Raha i Satana sy ireo fanahiny no miady ary misaraka."
# tsy haharitra
Sarin-teny midika tsy haharitra izy ary ho rava. DH: "tsy hiombona intsony" na "tsy haharitra ka ho rava"
# handroba
mangalatra fananana sarobidin'ny olona