plt_tn/mrk/03/03.md

807 B

eto afovoan'ny olon-drehetra eto

"eto afovoan'ny vahoaka eto"

Ara-dalàna va ny manao soa amin'ny andro Sabata ... sa ny mahafaty?

Jesosy niteny izany mba hiantsy azy ireo.Tiany hanaiky izy ireo fa ara-dalàna ny manasitrana olona amin'ny Sabata.

ny manao soa amin'ny andro Sabata sa ny manao ratsy ... ny mamonjy aina, sa ny mahafaty

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika, kanefa ilay faharoa dia mahery vaika kokoa ny dikany.

mamonjy aina, sa ny mahafaty

Tena manampy ny mamerina ny hoe: "ara-dalàna izany," satria fanontaniana apetrak'i Jesosy indray amin'ny fomba hafa. DH: "ara-dalàna ve ny mamonjy aina sa ny mahafaty"

aina

Izany dia maneho "fiainana ara-batana" DH: "mamonjy ain'olona" na "fiainan'olona"

Nefa izy ireo tsy nahaloa-teny

"Fa nandà ny hamaly azy ireo izy"