plt_tn/mrk/02/27.md

587 B

Ny Sabata dia natao ho an'ny zanak'olombelona

Jesosy dia nampazava hoe naninona Andriamanitra no nanorina ny Sabata. Afaka atao ihany koa hoe: "Andriamanitra nanao ny Sabata ho an'ny zanak'olombelona"

zanak'olombelona

"olombelona" na "olona" na " izay ilain'ny olona." Io teny io eto dia maneho ny lehilahy sy ny vehivavy.

fa tsy ny zanak'olombelona no ho an'ny Sabata

Misy teny tsy ampy amin'io hevitra io izay afaka ampiana mba hampazava azy kokoa. DH: "ny zanak'olombelona dia tsy natao ho an'ny Sabata" na "Andriamanitra dia tsy nanao ny zanak'olombelona ho an'ny Sabata"