plt_tn/mrk/01/29.md

612 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Taorian'ny nanasitranana an'ilay lehilahy misy demonia, Jesosy dia nanasitrana ny rafozam-bavin'i Simona tahaka ireo olona maro hafa.

Ary ny rafozam-bavin'i Simona dia nandry nararin'ny tazo

ilay rafozana dia nandry nararin'ny tazo- Ny teny hoe: "Ary" dia mampiditra ny rafozam-bavin'i Simona ao amin'ny tantara ary manome fampahafantarana mikasika azy.

afaka ny tazony

Afaka aseho mazava ilay nanasitrana azy. "Jesosy nanasitrana azy tamin'ny tazony"

nanomboka nanompo azy ireo izy.

Milaza izany hoe naroso ny sakafo. "nanome sakafo sy zava-pisotro azy ireo izy"